FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 32:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 32 Ary rehefa hitan’ny vahoaka fa naharitra ela tany an-tendrombohitra i Mosesy sady mbola tsy nidina ihany,+ dia nitangorona teo amin’i Arona izy ireo, ka niteny hoe: “Anamboary andriamanitra izahay hitarika anay,+ fa tsy fantatra mihitsy izay nanjo an’ilay Mosesy nitondra antsika niakatra avy tany Ejipta iny!”

  • Deoteronomia 32:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Nikomy i Jesorona* ka nandaka rehefa nihanatavy.

      —Ry Jesorona ô, lasa natavy sy dongadonga ianao sady lasa botrefona.+—

      Dia nahafoy an’ilay Andriamanitra nanao azy izy,+

      Ary nanao tsinontsinona an’ilay Vatolampy mpamonjy azy.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara