Eksodosy 24:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Dia niditra tao anaty rahona i Mosesy ary nanohy niakatra an’ilay tendrombohitra.+ Ary nijanona 40 andro sy 40 alina teny amin’ilay tendrombohitra i Mosesy.+ Deoteronomia 9:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Rehefa niakatra an’ilay tendrombohitra aho mba handray ny takela-bato+ misy ny fifanekena nataon’i Jehovah taminareo,+ dia nijanona 40 andro sy 40 alina teny,+ sady tsy nihinan-kanina no tsy nisotro rano.
18 Dia niditra tao anaty rahona i Mosesy ary nanohy niakatra an’ilay tendrombohitra.+ Ary nijanona 40 andro sy 40 alina teny amin’ilay tendrombohitra i Mosesy.+
9 Rehefa niakatra an’ilay tendrombohitra aho mba handray ny takela-bato+ misy ny fifanekena nataon’i Jehovah taminareo,+ dia nijanona 40 andro sy 40 alina teny,+ sady tsy nihinan-kanina no tsy nisotro rano.