Isaia 28:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Ho foana ny fifanekena nifanaovanareo tamin-dRafahafatesana,Ary tsy haharitra ilay fifanarahana nataonareo tamin’ny Fasana.*+ Rehefa mandalo ny ranotrambo mahery be,Dia ho torotoro ianareo.
18 Ho foana ny fifanekena nifanaovanareo tamin-dRafahafatesana,Ary tsy haharitra ilay fifanarahana nataonareo tamin’ny Fasana.*+ Rehefa mandalo ny ranotrambo mahery be,Dia ho torotoro ianareo.