Isaia 28:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Nilaza mantsy ianareo hoe: “Efa nanao fifanekena tamin-dRafahafatesana+ izahay,Ary efa nifanaraka* tamin’ny Fasana.* Rehefa mandalo ny ranotrambo* mahery be,Dia tsy hahavoa anay izany.Mialoka amin’ny lainga mantsy izahay,Sady miafina ao amin’ny fitaka.”+
15 Nilaza mantsy ianareo hoe: “Efa nanao fifanekena tamin-dRafahafatesana+ izahay,Ary efa nifanaraka* tamin’ny Fasana.* Rehefa mandalo ny ranotrambo* mahery be,Dia tsy hahavoa anay izany.Mialoka amin’ny lainga mantsy izahay,Sady miafina ao amin’ny fitaka.”+