-
Jeremia 17:5, 6Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
5 Izao no lazain’i Jehovah:
“Voaozona izay olona* matoky olona+
Sy miantehitra amin’ny herin’olombelona,*+
Ka miala amin’i Jehovah ny fony.
6 Ho toy ny hazo tokana any amin’ny tany karakaina izy.
Tsy mba hahita zava-tsoa izy,
Fa hipetraka any amin’ny faritra ngazana any an-tany efitra,
Any amin’ny tanin-tsira tsy azo ipetrahana.
-