Isaia 51:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Nanjo anao ireto zavatra roa ireto: Ringana sady ravarava ianao, ary noana sady matin’ny sabatra!+ Dia iza no hangoraka anao? Ary iza no hampionona anao?+ Fitomaniana 1:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Misaona ireo lalana mankany Ziona, satria tsy misy olona tonga mamonjy fety.+ Potika daholo ny vavahadiny,+ ary misento ny mpisorony. Malahelo be ireo virjiny* ao aminy, ary ory dia ory izy.
19 Nanjo anao ireto zavatra roa ireto: Ringana sady ravarava ianao, ary noana sady matin’ny sabatra!+ Dia iza no hangoraka anao? Ary iza no hampionona anao?+
4 Misaona ireo lalana mankany Ziona, satria tsy misy olona tonga mamonjy fety.+ Potika daholo ny vavahadiny,+ ary misento ny mpisorony. Malahelo be ireo virjiny* ao aminy, ary ory dia ory izy.