Isaia 30:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 “Hahita loza ireo zanaka mafy loha”,+ hoy i Jehovah,“Dia izay manatanteraka izay kasainy hatao, fa tsy izay kasaiko hatao,+Sy manao fifanekena,* nefa tsy notarihin’ny fanahiko,Ka vao mainka mitombo ny fahotany.
30 “Hahita loza ireo zanaka mafy loha”,+ hoy i Jehovah,“Dia izay manatanteraka izay kasainy hatao, fa tsy izay kasaiko hatao,+Sy manao fifanekena,* nefa tsy notarihin’ny fanahiko,Ka vao mainka mitombo ny fahotany.