Isaia 29:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Hahita loza izay miezaka manafina amin’i Jehovah ny tetika ataony.*+ Tanterahiny ao amin’ny maizimaizina ilay izy,Sady hoy izy: “Iza koa no mahita antsika eo? Iza no mahalala an’izay ataontsika?”+
15 Hahita loza izay miezaka manafina amin’i Jehovah ny tetika ataony.*+ Tanterahiny ao amin’ny maizimaizina ilay izy,Sady hoy izy: “Iza koa no mahita antsika eo? Iza no mahalala an’izay ataontsika?”+