Joela 2:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Dia ho fantatrareo fa eo amin’ny Israely aho,+Ary izaho no Jehovah Andriamanitrareo,+ fa tsy misy ankoatra ahy. Tsy hatao afa-baraka intsony ny vahoakako.
27 Dia ho fantatrareo fa eo amin’ny Israely aho,+Ary izaho no Jehovah Andriamanitrareo,+ fa tsy misy ankoatra ahy. Tsy hatao afa-baraka intsony ny vahoakako.