Isaia 8:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Ary hoy i Jehovah tamiko: “Makà takela-kazo+ lehibe dia izao soratana amin’ny penina tsotra:* ‘Mahera-salala-hasi-baza.’* Jeremia 36:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 “Makà horonam-boky, ka soraty ao ny teny rehetra nolazaiko taminao, tamin’izaho nanameloka ny Israely sy ny Joda+ ary ny firenena rehetra,+ nanomboka tamin’ny andro voalohany nitenenako taminao tamin’ny andron’i Josia ka hatramin’izao.+
8 Ary hoy i Jehovah tamiko: “Makà takela-kazo+ lehibe dia izao soratana amin’ny penina tsotra:* ‘Mahera-salala-hasi-baza.’*
2 “Makà horonam-boky, ka soraty ao ny teny rehetra nolazaiko taminao, tamin’izaho nanameloka ny Israely sy ny Joda+ ary ny firenena rehetra,+ nanomboka tamin’ny andro voalohany nitenenako taminao tamin’ny andron’i Josia ka hatramin’izao.+