1 Voasoratra ato ny tenin’i Jeremia zanak’i Hilkia, anisan’ny mpisorona tao Anatota,+ tany amin’ny tanin’i Benjamina. 2 Nampita ny teniny tamin’i Jeremia i Jehovah tamin’ny andron’i Josia+ zanak’i Amona,+ mpanjakan’ny Joda, tamin’ny taona faha-13 nanjakany.