2 Mpanjaka 21:19, 20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Lasa mpanjaka i Amona+ tamin’izy 22 taona, ary nanjaka roa taona tao Jerosalema+ izy. Mesolemeta no anaran-dreniny, ary zanak’i Haroza avy any Jotba izy io. 20 Nanao izay ratsy teo imason’i Jehovah foana i Amona, toy ny nataon’i Manase rainy.+
19 Lasa mpanjaka i Amona+ tamin’izy 22 taona, ary nanjaka roa taona tao Jerosalema+ izy. Mesolemeta no anaran-dreniny, ary zanak’i Haroza avy any Jotba izy io. 20 Nanao izay ratsy teo imason’i Jehovah foana i Amona, toy ny nataon’i Manase rainy.+