Salamo 99:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Mpanjaka mahery izy sady tia rariny.+ Nataonao mafy orina ny fahitsiana. Nampihatra ny rariny sy ny hitsiny+ tamin’i Jakoba ianao. Jeremia 10:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Ahitsio araka izay hitanao hoe rariny aho, Jehovah ô,Fa aza atao amim-pahatezerana,+ sao lasa ataonao tsinontsinona aho.+
4 Mpanjaka mahery izy sady tia rariny.+ Nataonao mafy orina ny fahitsiana. Nampihatra ny rariny sy ny hitsiny+ tamin’i Jakoba ianao.
24 Ahitsio araka izay hitanao hoe rariny aho, Jehovah ô,Fa aza atao amim-pahatezerana,+ sao lasa ataonao tsinontsinona aho.+