FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nehemia 12:27
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 Rehefa hotokanana ny mandan’i Jerosalema, dia notadiavina tany amin’izay toerana rehetra nisy azy ny Levita, ka nentina nankany Jerosalema mba hanao an’ilay fitokanana sy hifalifaly, ary hanao hira fisaorana+ ampiarahina amin’ny kipantsona sy zavamaneno fitendry ary harpa.

  • Isaia 61:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  3 Sy hanome izay ilain’ireo malahelo noho izay nanjo an’i Ziona,

      Ka hanome azy fehiloha ho solon’ny lavenona,

      Menaka mahafalifaly ho solon’ny alahelo,

      Ary akanjo fiderana ho solon’ny hakiviana.

      Hantsoina hoe hazoben’ny fahamarinana izy ireo,

      Dia hazo nambolen’i Jehovah mba hanomezam-boninahitra* azy.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara