FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Joba 36:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Jereo fa misandratra Andriamanitra noho ny heriny;

      Iza no mba mpampianatra mitovy aminy?

  • Salamo 32:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • Salamo 71:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Nampianatra ahy hatramin’izaho mbola tanora+ ianao, Andriamanitra ô,

      Ary hatramin’izao aho dia mbola manambara ny zavatra mahatalanjona ataonao.+

  • Salamo 119:102
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 102 Tsy miala amin’ny didim-pitsaranao aho,

      Satria ianao no mampianatra ahy.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara