FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 65:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  9 Mikarakara ny tany ianao,

      Ka ataonao mahavokatra be* sy tena lonaka izy io.+

      Mikoriana foana ny renirano avy amin’Andriamanitra;

      Manome vokatra ho an’ny olona ianao,+

      Satria efa nomaninao ho amin’izany ny tany.

  • Zakaria 10:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 “Mangataha orana amin’i Jehovah rehefa tonga ny fotoanan’ny orana amin’ny lohataona.

      I Jehovah no mampisy rahona mitondra oram-baratra,

      Sy mandatsaka orana ho an’ny olona,+

      Ary manome zavamaniry eny an-tsaha ho an’ny tsirairay.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara