Isaia 65:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Ho lasa kijana ho an’ny ondry i Sarôna,+Ary ny Lohasahan’i* Akora+ ho toerana fialan-tsasatra ho an’ny omby.Izany no hataoko ho an’ilay vahoakako mitady ahy.
10 Ho lasa kijana ho an’ny ondry i Sarôna,+Ary ny Lohasahan’i* Akora+ ho toerana fialan-tsasatra ho an’ny omby.Izany no hataoko ho an’ilay vahoakako mitady ahy.