Isaia 60:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Tsy hilentika intsony ny masoandronao,Sady tsy hihena ny hazavan’ny volana manazava anao.I Jehovah mantsy no hanazava+ anao mandrakizay,Ary ho tapitra ny andro fisaonanao.+ Apokalypsy 21:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Ary tsy nila ny masoandro na ny volana hanazava azy ilay tanàna, fa ny voninahitr’Andriamanitra no nanazava azy,+ ary ny Zanak’ondry no jirony.+ Apokalypsy 22:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Tsy hisy alina intsony+ koa, ka tsy hila ny hazavan’ny jiro na ny hazavan’ny masoandro izy ireo, satria hanazava azy i Jehovah* Andriamanitra.+ Ary hanjaka mandrakizay mandrakizay izy ireo.+
20 Tsy hilentika intsony ny masoandronao,Sady tsy hihena ny hazavan’ny volana manazava anao.I Jehovah mantsy no hanazava+ anao mandrakizay,Ary ho tapitra ny andro fisaonanao.+
23 Ary tsy nila ny masoandro na ny volana hanazava azy ilay tanàna, fa ny voninahitr’Andriamanitra no nanazava azy,+ ary ny Zanak’ondry no jirony.+
5 Tsy hisy alina intsony+ koa, ka tsy hila ny hazavan’ny jiro na ny hazavan’ny masoandro izy ireo, satria hanazava azy i Jehovah* Andriamanitra.+ Ary hanjaka mandrakizay mandrakizay izy ireo.+