18 Ny olona masin’ilay Andriamanitra Fara Tampony+ anefa no hahazo ny fanjakana.+ Ary homena azy ireo mandrakizay ny fanjakana,+ eny, mandrakizay mandrakizay.’
21 Izay mandresy+ dia havelako hiara-mipetraka amiko eo amin’ny seza fiandrianako,+ fa izaho koa efa nandresy ka miara-mipetraka+ amin’ny Raiko eo amin’ny seza fiandrianany.