13 Inona re no ohatra azoko omena anao e?
Hampitoviko amin’inona ianao, ry Jerosalema zanakavavy ô?
Hampitahaiko amin’inona ianao mba hampiononako anao, ry Ziona zanakavavy virjiny ô?
Fa midadasika hoatran’ny ranomasina ny fahavoazanao.+ Iza no afaka manasitrana anao?+