Jeremia 14:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 “Lazao amin’izy ireo izao teny izao:‘Aoka hirotsaka andro aman’alina ny ranomasoko ka tsy hijanona mihitsy,+Fa voa mafy ny virjiny zanakavavin’ny fireneko noho ny vono nahazo azy,+Ary tena maratra be izy. Daniela 9:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Notanterahinao ny teny nanamelohanao anay+ sy ny mpitondra nitondra anay.* Koa nandefasanao loza lehibe izahay, ary mbola tsy nisy loza hoatran’ny nanjo an’i Jerosalema+ mihitsy na taiza na taiza tetỳ ambanin’ny lanitra.
17 “Lazao amin’izy ireo izao teny izao:‘Aoka hirotsaka andro aman’alina ny ranomasoko ka tsy hijanona mihitsy,+Fa voa mafy ny virjiny zanakavavin’ny fireneko noho ny vono nahazo azy,+Ary tena maratra be izy.
12 Notanterahinao ny teny nanamelohanao anay+ sy ny mpitondra nitondra anay.* Koa nandefasanao loza lehibe izahay, ary mbola tsy nisy loza hoatran’ny nanjo an’i Jerosalema+ mihitsy na taiza na taiza tetỳ ambanin’ny lanitra.