-
Jeremia 8:18Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
18 Tsy mety sitrana mihitsy ny alaheloko.
Marary ny foko.
-
-
Jeremia 8:21Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
21 Torotoro fo aho noho ny ratran’ny zanakavavin’ny fireneko.
Kivy be aho,
Sady matahotra be mihitsy!
-
-
Jeremia 9:1Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
9 Raha mba rano mantsy ny lohako,
Ary loharanon-dranomaso ny masoko,+
Dia hitomany andro aman’alina aho
Noho ireo mpiray firenena amiko novonoina.
-