FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 22:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  4 Izany no antony nilazako hoe: “Aza mijery ahy intsony.

      Hitomany aho fa malahelo be.+

      Dia aza misisika hampionona ahy,

      Amin’izao fandringanana ny zanakavavin’ny* fireneko izao.+

  • Jeremia 13:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Raha tsy mety mihaino ianareo,

      Dia hitomany mangingina aho noho ny fireharehanareo.

      Hijoy ny ranomasoko, ary handrotsaka ranomaso ny masoko,+

      Satria lasa babo ny andian’ondrin’i Jehovah.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara