FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jeremia 4:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Kay, mijaly aho!* Mijaly aho!

      Marary be ny foko.*

      Midobodoboka ny foko ato anatiko.

      Tsy afaka ny hangina aho

      Satria maheno feon’anjombona,

      Dia feo fanairana rehefa misy ady.*+

  • Jeremia 8:18, 19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Tsy mety sitrana mihitsy ny alaheloko.

      Marary ny foko.

      19 Izany fa miantso vonjy avy any an-tany lavitra

      Ny zanakavavin’ny fireneko, ka milaza hoe:

      “Tsy ao Ziona ve i Jehovah?

      Sa tsy ao ny mpanjakany?”

      “Fa maninona izy ireo no nampahatezitra ahy tamin’ireo sary sokitra

      Sy andriamani-kafa tsy misy dikany?”

  • Jeremia 9:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Raha mba rano mantsy ny lohako,

      Ary loharanon-dranomaso ny masoko,+

      Dia hitomany andro aman’alina aho

      Noho ireo mpiray firenena amiko novonoina.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara