2 Mpanjaka 23:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Nozimbazimbainy koa i Tofeta,+ izay eo amin’ny Lohasahan’ny Taranak’i Hinoma,*+ mba tsy ho mendrika hatao toeram-pivavahana intsony. Amin’izay dia tsy misy afaka mandoro ny zanany lahy na ny zanany vavy ao anaty afo ho an’i Moleka+ intsony eo. Jeremia 7:32 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 32 “‘Koa ho avy ny andro’, hoy i Jehovah, ‘izay tsy hiantsoana azy io intsony hoe Tofeta na Lohasahan’ny Taranak’i Hinoma,* fa hoe Lohasaha Famonoana. Handevina ao Tofeta izy ireo, mandra-paha tsy hisy toerana azo andevenana intsony ao.+
10 Nozimbazimbainy koa i Tofeta,+ izay eo amin’ny Lohasahan’ny Taranak’i Hinoma,*+ mba tsy ho mendrika hatao toeram-pivavahana intsony. Amin’izay dia tsy misy afaka mandoro ny zanany lahy na ny zanany vavy ao anaty afo ho an’i Moleka+ intsony eo.
32 “‘Koa ho avy ny andro’, hoy i Jehovah, ‘izay tsy hiantsoana azy io intsony hoe Tofeta na Lohasahan’ny Taranak’i Hinoma,* fa hoe Lohasaha Famonoana. Handevina ao Tofeta izy ireo, mandra-paha tsy hisy toerana azo andevenana intsony ao.+