FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jeremia 19:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Ary lazao amin’izy ireo hoe: ‘Izao no tenin’i Jehovah Tompon’ny tafika: “Hopotehiko hoatr’izao ity vahoaka ity sy ity tanàna ity, hoatran’ny ataon’ny olona iray manapotika vilany tanimanga mba tsy ho azo amboarina intsony. Dia haleviny ao Tofeta izay maty, mandra-paha tsy hisy toerana handevenana azy ireo intsony ao.”’+

  • Ezekiela 6:4, 5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Horavana ny alitaranareo, ary hopotipotehina ny fandoroanareo emboka manitra.+ Hataoko miampatrampatra eny anoloan’ireo sampinareo maharikoriko* ny fatinareo.+ 5 Hatsipiko eny anoloan’ireo sampiny maharikoriko ny fatin’ny vahoakan’Israely, ary haparitako manodidina ny alitaranareo ny taolanareo.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara