Levitikosy 26:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Hopotehiko ny toerana avo masina eo aminareo,+ horavako ny fandoroana emboka manitra, ary hataoko mivangongo eo ambonin’ny fatin’ny sampinareo maharikoriko* ny fatinareo.+ Ary ho tofoka aminareo aho ka hiala aminareo.+
30 Hopotehiko ny toerana avo masina eo aminareo,+ horavako ny fandoroana emboka manitra, ary hataoko mivangongo eo ambonin’ny fatin’ny sampinareo maharikoriko* ny fatinareo.+ Ary ho tofoka aminareo aho ka hiala aminareo.+