-
Deoteronomia 17:15, 16Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
15 dia izay mpanjaka fidin’i Jehovah Andriamanitrao ihany no tsy maintsy hotendrenao hifehy anao.+ Olona avy amin’ny rahalahinao no hotendrenao ho mpanjaka, fa tsy azonao tendrena hifehy anao ny hafa firenena tsy rahalahinao. 16 Tsy tokony hampitombo ny isan’ny soavaliny anefa izy,+ na handefa olona hiverina any Ejipta mba hahazoana soavaly betsaka kokoa.+ Niteny taminareo mantsy i Jehovah hoe: ‘Aza miverina amin’io lalana io intsony ianareo.’
-