-
Deoteronomia 20:1Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
20 “Raha mandeha miady amin’ny fahavalonao ianao, ka hitanao fa betsaka noho ny anao ny soavaliny sy ny kalesiny ary ny miaramilany, dia aza matahotra azy. Manampy anao mantsy i Jehovah Andriamanitrao, ilay nitondra anao niakatra avy tany Ejipta.+
-
-
2 Samoela 8:4Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
4 Ireto ny babo azon’i Davida avy taminy: Mpitaingin-tsoavaly 1 700 sy miaramila 20 000 mpandeha an-tongotra. Dia notapahiny ny hoza-tongotry ny soavaly rehetra mpitarika kalesy,+ fa soavaly 100 sisa no tsy nataony an’izany.
-