Deoteronomia 17:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Tsy tokony hampitombo ny isan’ny soavaliny anefa izy,+ na handefa olona hiverina any Ejipta mba hahazoana soavaly betsaka kokoa.+ Niteny taminareo mantsy i Jehovah hoe: ‘Aza miverina amin’io lalana io intsony ianareo.’ Salamo 20:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Ny sasany mitoky amin’ny kalesy fitondra miady, ary ny hafa amin’ny soavaly,+Fa isika kosa miantso ny anaran’i Jehovah Andriamanitsika.+ Salamo 33:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Tsy azo antenaina hahazoana famonjena* ny soavaly,+Sady tsy azo antoka hoe hahafahana hitsoaka na dia matanjaka be aza.
16 Tsy tokony hampitombo ny isan’ny soavaliny anefa izy,+ na handefa olona hiverina any Ejipta mba hahazoana soavaly betsaka kokoa.+ Niteny taminareo mantsy i Jehovah hoe: ‘Aza miverina amin’io lalana io intsony ianareo.’
7 Ny sasany mitoky amin’ny kalesy fitondra miady, ary ny hafa amin’ny soavaly,+Fa isika kosa miantso ny anaran’i Jehovah Andriamanitsika.+
17 Tsy azo antenaina hahazoana famonjena* ny soavaly,+Sady tsy azo antoka hoe hahafahana hitsoaka na dia matanjaka be aza.