FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 32:11, 12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Toy ny voromahery manaitaitra ny zanany ao amin’ny akaniny mba hianatra hanidina,

      Ka manidintsidina eo ambonin’ireny zanany ireny,

      Sy mamelatra ny elany ka mandray an’ireny,

      Ary mitondra an’ireny eo ambony elany,+

      12 Dia hoatr’izany no nitarihan’i Jehovah azy,* ary izy irery no nitarika azy,+

      Fa tsy nisy andriamani-kafa niaraka taminy.+

  • Salamo 91:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  4 Hanarona anao amin’ny volon’elany izy,*

      Ary ao ambany elany no hialofanao.+

      Ho ampinga lehibe+ sy ho manda fiarovana ny tsy fivadihany.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara