-
Salamo 46:6Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
6 Nitabataba be ireo firenena, ary naongana ireo fanjakana;
Nampiaka-peo Izy, ka nitsonika ny tany.+
-
-
Salamo 68:1Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
68 Aoka hitsangana Andriamanitra, dia hiparitaka ny fahavalony.
Aoka handositra eo anatrehany izay mankahala azy.+
-
-
Isaia 17:13Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
13 Hitabataba toy ny rano be misasasasa ireo firenena.
Dia hoteneniny mafy izy ireo, ka handositra lavitra,
Ary horoahina toy ny akofa entin’ny rivotra eny an-tendrombohitra,
Sy toy ny tsilo avadibadiky ny tafio-drivotra.
-