FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Mpanjaka 10:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Nanana andiana sambon’i Tarsisy+ ny mpanjaka, ary niaraka tamin’ny andian-tsambon’i Hirama teny an-dranomasina izy ireny. Tonga isaky ny telo taona ny andian-tsambon’i Tarsisy, izay nitondra volamena sy volafotsy, ivoara,+ rajako, ary vorombola.

  • Ezekiela 27:25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 Ireo sambon’i Tarsisy+ no nitanjozotra nitatitra ny entam-barotrao,

      Ka lasa feno entana ianao sady navesatra be* teny afovoan-dranomasina.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara