Jeremia 50:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Haveriko any amin’ny kijana nisy azy ny Israely,+ ka hiraoka ahitra any Karmela sy Basana.+ Eny amin’ny tendrombohitr’i Efraima+ sy Gileada+ izy no ho voky tsara.’”
19 Haveriko any amin’ny kijana nisy azy ny Israely,+ ka hiraoka ahitra any Karmela sy Basana.+ Eny amin’ny tendrombohitr’i Efraima+ sy Gileada+ izy no ho voky tsara.’”