-
2 Mpanjaka 17:4Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
4 Fantatry ny mpanjakan’i Asyria anefa hoe nitetika ny hikomy taminy i Hosea. Naniraka olona ho any amin’i So mpanjakan’i Ejipta+ mantsy i Hosea, sady tsy niakatra nitondra hetra ho any amin’ny mpanjakan’i Asyria intsony, toy ny tamin’ireo taona teo aloha. Nogadrain’ny mpanjakan’i Asyria àry izy, ka nofatorany tao am-ponja.
-
-
Jeremia 37:7Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
7 “Izao no lazain’i Jehovah Andriamanitry ny Israely: ‘Izao tenenina amin’ny mpanjakan’ny Joda, izay naniraka anareo hanontany ahy: “Henoy izao! Hiverina any amin’ny taniny, any Ejipta, ny tafik’i Farao izay tonga hanampy anareo.+
-