FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Mpanjaka 18:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Tamin’ny taona fahatelo nanjakan’i Hosea+ zanak’i Elaha mpanjakan’ny Israely, no lasa mpanjaka i Hezekia+ zanak’i Ahaza+ mpanjakan’ny Joda.

  • 2 Mpanjaka 18:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Izy no nanala ny toerana avo+ sy namotipotika ny tsangambato masina ary nikapa ny tsato-kazo masina.*+ Nopotipotehiny koa ilay bibilava varahina nataon’i Mosesy.+ Mbola nandoro fanatitra mba hidona-tsetroka ho an’io bibilava io mantsy ny vahoakan’Israely hatramin’izany fotoana izany. Nantsoina hoe sampy bibilava varahina* ilay izy.

  • 2 Tantara 31:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 31 Raha vao vitan’izy ireo izany rehetra izany, dia lasa nankany amin’ireo tanànan’i Joda ny Israelita rehetra tonga teo, ka nopotipotehiny ny tsangambato masina+ ary nokapainy ny tsato-kazo masina.*+ Noravany koa ny toerana avo+ sy ny alitara+ nanerana an’i Joda sy Benjamina sy Efraima ary Manase,+ ka tsy nijanona izy ireo raha tsy efa rava tanteraka ireny. Samy nody tany amin’ny tanànany avy ny Israelita rehetra avy eo.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara