FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Mpanjaka 19:5-7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Nankany amin’i Isaia+ àry ny mpanompon’i Hezekia Mpanjaka. 6 Dia hoy i Isaia tamin’izy ireo: “Lazao amin’ny tomponareo hoe: ‘Izao no tenin’i Jehovah: “Aza matahotra+ na dia naheno an’izany teny izany aza ianao, dia izay notenenin’ny mpanompon’ny mpanjakan’i Asyria tamin’izy ireo nanevateva ahy.+ 7 Fa misy hevitra hampidiriko ao an-tsainy,* dia hody any amin’ny taniny izy rehefa avy maheno tatitra. Dia hataoko matin’ny sabatra any amin’ny taniny ihany izy.”’”+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara