Isaia 36:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Aiza izao ireo andriamanitr’i Hamata sy Arpada?+ Dia aiza ireo andriamanitr’i Sefarvaima?+ Nahavita namonjy an’i Samaria teo an-tanako angaha ireny?+
19 Aiza izao ireo andriamanitr’i Hamata sy Arpada?+ Dia aiza ireo andriamanitr’i Sefarvaima?+ Nahavita namonjy an’i Samaria teo an-tanako angaha ireny?+