Jeremia 49:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Izao no voalaza momba an’i Damaskosy:+ “Menatra i Hamata+ sy Arpada,Satria nandre vaovao ratsy. Matahotra be izy ireo. Mitebiteby ny olona, ka toy ny ranomasina tsy mety tony.
23 Izao no voalaza momba an’i Damaskosy:+ “Menatra i Hamata+ sy Arpada,Satria nandre vaovao ratsy. Matahotra be izy ireo. Mitebiteby ny olona, ka toy ny ranomasina tsy mety tony.