Isaia 17:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Ny fanamelohana an’i Damaskosy:+ “Tsy ho tanàna intsony i Damaskosy any aoriana any,Fa ho lasa korontam-bato mivangongo sisa.+ Amosa 1:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 “Izao no tenin’i Jehovah:‘“Tsy hovako ny didim-pitsarako satria nikomy* intelo i Damaskosy, inefatra mihitsy aza.Nanosihosy an’i Gileada tamin’ny fitaovana vy fanosihosena varimbazaha mantsy izy.+
17 Ny fanamelohana an’i Damaskosy:+ “Tsy ho tanàna intsony i Damaskosy any aoriana any,Fa ho lasa korontam-bato mivangongo sisa.+
3 “Izao no tenin’i Jehovah:‘“Tsy hovako ny didim-pitsarako satria nikomy* intelo i Damaskosy, inefatra mihitsy aza.Nanosihosy an’i Gileada tamin’ny fitaovana vy fanosihosena varimbazaha mantsy izy.+