Jeremia 49:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Izao no voalaza momba an’i Damaskosy:+ “Menatra i Hamata+ sy Arpada,Satria nandre vaovao ratsy. Matahotra be izy ireo. Mitebiteby ny olona, ka toy ny ranomasina tsy mety tony. Zakaria 9:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Fanambarana: “Manameloka ny tany Hadraka ny tenin’i Jehovah,Ary i Damaskosy no kendreny.*+Fa mijery ny olombelona ny mason’i Jehovah,+Sady mijery ny foko rehetran’ny Israely.
23 Izao no voalaza momba an’i Damaskosy:+ “Menatra i Hamata+ sy Arpada,Satria nandre vaovao ratsy. Matahotra be izy ireo. Mitebiteby ny olona, ka toy ny ranomasina tsy mety tony.
9 Fanambarana: “Manameloka ny tany Hadraka ny tenin’i Jehovah,Ary i Damaskosy no kendreny.*+Fa mijery ny olombelona ny mason’i Jehovah,+Sady mijery ny foko rehetran’ny Israely.