2 Mpanjaka 19:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Angamba ho henon’i Jehovah Andriamanitrao daholo ny tenin’ilay Rabsake, ilay nirahin’ny mpanjakan’i Asyria tompony mba hila ady amin’ilay Andriamanitra velona.+ Dia hosazin’i Jehovah Andriamanitrao izy noho izany teniny izany. Koa mba mivavaha+ ho an’izay sisa mbola velona.’” 2 Mpanjaka 19:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Jehovah ô, aoka ianao mba hanongilan-tsofina ka hihaino!+ Mba sokafy ny masonao,+ Jehovah ô, ka mijere! Henoy ny teny nampitondrain’i Sankeriba, fa mila ady amin’ilay Andriamanitra velona izy.
4 Angamba ho henon’i Jehovah Andriamanitrao daholo ny tenin’ilay Rabsake, ilay nirahin’ny mpanjakan’i Asyria tompony mba hila ady amin’ilay Andriamanitra velona.+ Dia hosazin’i Jehovah Andriamanitrao izy noho izany teniny izany. Koa mba mivavaha+ ho an’izay sisa mbola velona.’”
16 Jehovah ô, aoka ianao mba hanongilan-tsofina ka hihaino!+ Mba sokafy ny masonao,+ Jehovah ô, ka mijere! Henoy ny teny nampitondrain’i Sankeriba, fa mila ady amin’ilay Andriamanitra velona izy.