FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Samoela 22:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  7 Tao anatin’ny sarotra aho no niantso an’i Jehovah,+

      Ilay Andriamanitro foana no nantsoiko.

      Dia henony tao amin’ny tempoliny ny feoko,

      Ary ren’ny sofiny ny antso vonjy nataoko.+

  • 2 Tantara 20:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 ‘Raha misy loza manjo anay, ohatra hoe sabatra, na fanamelohana, na areti-mandringana, na mosary, dia hitsangana manatrika an’ity trano ity sy eto anatrehanao izahay, fa ato amin’ity trano ity ny anaranao.+ Hiantso vonjy aminao izahay ao anatin’izany fahorianay izany. Dia enga anie ianao hihaino ka hamonjy anay!’+

  • 2 Tantara 32:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Nivavaka momba an’izany foana anefa i Hezekia Mpanjaka sy Isaia mpaminany+ zanak’i Amoza, sady niantso vonjy tamin’ny lanitra.+

  • Salamo 50:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Antsoy aho rehefa ao anatin’ny sarotra ianao.+

      Dia hamonjy anao aho, ka hanome voninahitra ahy ianao.”+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara