FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Mpanjaka 19:14, 15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Nalain’i Hezekia teny an-tanan’ireo iraka ny taratasy ka novakiny. Dia niakatra tao an-tranon’i Jehovah izy avy eo, ka namelatra an’ireny* teo anatrehan’i Jehovah.+ 15 Ary nivavaka+ teo anatrehan’i Jehovah i Hezekia hoe: “Ry Jehovah Andriamanitry ny Israely ô! Mipetraka eo amin’ny seza fiandriananao eo ambonin’ny* kerobima+ ianao. Ianao irery no tena Andriamanitry ny fanjakana rehetra eto an-tany.+ Ianao no nanao ny lanitra sy ny tany.

  • 2 Tantara 14:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Ary niantso an’i Jehovah Andriamaniny+ i Asa ka niteny hoe: “Jehovah ô, tsy mampaninona anao na be dia be na tsy manan-kery ny olona ampianao.+ Koa ampio izahay, ry Jehovah Andriamanitray ô, fa miantehitra* aminao izahay,+ ary amin’ny anaranao no ahatongavanay eto hiady amin’io vahoaka io.+ Jehovah ô, ianao no Andriamanitray. Aza avela handresy anao ny olombelona mety maty.”+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara