-
Eksodosy 14:10Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
10 Rehefa nihananakaiky ry Farao, dia nitazana azy ireo ny Israelita ka nahita an’ireo Ejipsianina nanenjika azy. Koa natahotra be ny Israelita, ka nitaraina mafy tamin’i Jehovah.+
-
-
1 Tantara 5:20Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
20 Nisy nanampy izy ireo rehefa niady tamin’ireny, ka natao resiny ny Hagarita sy izay rehetra niaraka taminy. Niantso vonjy tamin’Andriamanitra mantsy izy ireo tamin’ilay ady, ka nohenoiny ny fitalahoany satria natoky azy izy ireo.+
-