Salamo 20:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Ny sasany mitoky amin’ny kalesy fitondra miady, ary ny hafa amin’ny soavaly,+Fa isika kosa miantso ny anaran’i Jehovah Andriamanitsika.+ Salamo 22:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Ianao no nitokisan’ny razambenay;+Nitoky taminao izy ireo, ka namonjy azy foana ianao.+
7 Ny sasany mitoky amin’ny kalesy fitondra miady, ary ny hafa amin’ny soavaly,+Fa isika kosa miantso ny anaran’i Jehovah Andriamanitsika.+