FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Mpanjaka 18:30
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 30 Dia aza manaiky hotaomin’i Hezekia hatoky an’i Jehovah, rehefa miteny izy hoe: “Tena hamonjy antsika i Jehovah, ary tsy havela ho resin’ny mpanjakan’i Asyria ity tanàna ity.”+

  • 2 Mpanjaka 18:35
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 35 Iza tamin’ny andriamanitra rehetra ivavahan’ireo firenena no nahavonjy ny taniny teo am-pelatanako? Dia i Jehovah ve dia hahavita hamonjy an’i Jerosalema eto am-pelatanako?”’”+

  • Isaia 10:12, 13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 “Rehefa vitan’i Jehovah daholo ny asany eo amin’ny Tendrombohitra Ziona sy any Jerosalema, dia hosaziny* ny mpanjakan’i Asyria, satria maniratsira sy mirehareha ary manambony tena.+ 13 Miteny mantsy izy hoe:

      ‘Ho vitako izany noho ny herin-tsandriko

      Sy noho ny fahendreko, fa hendry aho.

      Ary hofoanako ny sisin-tanin’ireo firenena,+

      Sady horobaiko ny harenany.+

      Dia hifehy an’ireo mponina aho, hoatran’ny ataon’ny lehilahy matanjaka.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara