FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Mpanjaka 19:29-31
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 “‘Ary izao no ho famantarana ho anao:* Izay zavatra maniry ho azy* no hataonareo sakafo amin’ity taona ity. Dia izay vokatra avy amin’izany indray no hohaninareo+ amin’ny herintaona. Amin’ny taona fahatelo kosa dia hamafy voa ianareo ka hijinja, ary hamboly voaloboka, dia hihinana ny vokatra avy amin’izany.+ 30 Ary hisy fakany lalina sy hamoa ireo tafavoaka velona amin’ny taranak’i Joda, dia izay sisa tavela.+ 31 Fa hisy sisa hiangana avy ao Jerosalema, ary hisy ho tafavoaka velona avy any amin’ny Tendrombohitra Ziona. Ny hafanam-pon’i Jehovah Tompon’ny tafika no hanatanteraka an’izany.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara