FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 1:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  9 Raha tsy i Jehovah Tompon’ny tafika no namela sisa niangana tamintsika,

      Dia ho efa lasa hoatran’i Sodoma isika,

      Ary ho efa lasa hoatran’i Gomora.+

  • Isaia 10:20, 21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Amin’izany andro izany, dia tsy hiantehitra amin’ilay namely azy intsony+

      Ireo sisa tavela amin’i Israely,

      Sy izay sisa miangana amin’ny taranak’i Jakoba.

      Fa hiantehitra amin’i Jehovah, Ilay Masin’ny Israely, kosa izy ireo,

      Sady tsy hivadika aminy.

      21 Izay sisa miangana no hiverina amin’ilay Andriamanitra Mahery,

      Dia izay sisa amin’ny taranak’i Jakoba.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara