-
2 Tantara 32:22Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
22 Koa novonjen’i Jehovah teo am-pelatanan’i Sankeriba mpanjakan’i Asyria sy ny fahavalony hafa rehetra i Hezekia sy ny mponin’i Jerosalema. Dia nataony nilamina tanteraka ny tanin’izy ireo.
-
-
Isaia 10:32Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
32 Hijanona ao Noba+ i Asyria amin’izay andro izay.
Hambanany totohondry ny tendrombohitr’i Ziona zanakavavy,
Dia ilay havoanan’i Jerosalema.
-